Tolotr’asa !

Tolotr’asa !

posté le 2019-11-05

Description de l'offre

Izahay dia mitady ho ana restaurant :

-Plongeur : mahafehy ny asa ana plongeur, efa za-draharaha ary manana traikefa ny amin’izany, matotra sy hainga-mpiasa, vonona miasa avy hatrany ary mahay mamaky teny sy manoratra.

-Aide cuisinier : manana diplaoma sy traikefa amin’ny resaka lakozia, , efa za-draharaha ary manana traikefa ny amin’izany, vonona ary afaka miasa avy hatrany, matotra sy hainga-mpiasa.

Toerana hiasana : Antananarivo (centre et périphérie)
Ora : Lundi – Dimanche ; Plongeur : 7h30-19h30 / Aide Cuisinier : 5h30-17h30
Poste : CDI + Période d’essai (3 mois) – CnaPS + OSTIE – 1 jour de repos/semaine + 2.5 jours de congé/mois

Alefaso @ e-mail « [email protected] »

Qui propose l'offre ?

Société: Human Talent Consulting

Localisation: Antananarivo

Partagez et envoyez cette annonce à vos amis !